Matokia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia ianao ry mavesatra entana jbapwz o
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy no efa wovfpyt nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao ianao hiteny hoe “Ray ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa tononkira.serasera.org novahany
Fa mpamonjy fbek mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy no efa wovfpyt nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao ianao hiteny hoe “Ray ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa tononkira.serasera.org novahany
Fa mpamonjy fbek mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 705
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 15:50
