Matokia (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matokia ianao ry mavesatra entana o
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy xlcsilpj no efa nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao tononkira.serasera.org ianao hiteny hoe “Ray ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy jzqye
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa novahany
Fa mpamonjy mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana nwrgglpp izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
Aza mora kivy sy mora ketraka o
Hatsaharo hatreo ny fanahianao
Fa Jesosy xlcsilpj no efa nitondra azy ireo
Ho anao indrindra anie
Ny hiranay anio
Ndrao tononkira.serasera.org ianao hiteny hoe “Ray ô reraka aho”
Ka hitsahatra tsy miady
Hivarina any an-kady
Tapi-dalana haleha
Tsisy maharombaka ny an-tanany
Feno fiadanana ny fiainany
Sambatra izay mialoka aminy jzqye
Fa feno fiarovana ny làlany
Io olana io, efa novahany
Fa mpamonjy mora azo indrindra
Amin'ny Fahoriana nwrgglpp izy
Matokia, Tandremo aza nisalasala
Matokia, Ny Tompo no efa mahalala
Matokia .......
Fa Jesosy no efa nitondra azy ireo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 671
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 15:50
