Manan-tsafidy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan-tsafidy ny olondrehetra
Tompon-tsafidy amin'izay tiany
Nefa tsarovy ho avy ny andro
Hanotanian' ny Tompo aminao ny zavatra vita

Na ny devoly na Jeso Tompo
Samy miantso olona hiasa
Hanangona ny ondry hiditra ambala
Manantsafidy ny olon-drehetra ka ho aiza ianao

Fiana-tsy hita (elo mirehitra) io lay tanana (any satana)
Fampahoriana(sy ranomaso), fampijaliana
Izany no fiainana
Jerosalema (io lay tanana) lay valan' ondry (an' I Jeso kristy)
Io lay tanana ( Jerosalema) Feno hafaliana
Mandrakizay doria

Mbola tsy tonga ny andro farany
ho anareo izay tsy tapakevitra
Ndao miverena hiaraka aminay
Ho any amin'ny fiainana mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Vangy : 233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1693