Krismasy (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Krismasy, Krismasy
Andro nahaterahan'i Jesoa Mpamonjy
Krismasy, Krismasy
Alim-be , alim-be vtohd miavaka
Nilazan'ireo Anjely
Fa Mpamonjy no teraka, ny Mesia, zanak'Andriamanitra
'LayMpanjaka , manan-daza
No tonga ho mpanavotra anao
Haleleluia , Hosana
Hobio, derao, ankalazao
Fa teraka ny Tomponao
Anolotra fiainam-baovao
Amonjy ny fanahinao
Koa stgehnsq asandrato hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Ny fiderana ilay Mesia
Nanaiky ho buyf tonga ety an-tany
Amonjy ny ondry izay nania
Noely
Andro nahaterahan'i Jesoa Mpamonjy
Krismasy, Krismasy
Alim-be , alim-be vtohd miavaka
Nilazan'ireo Anjely
Fa Mpamonjy no teraka, ny Mesia, zanak'Andriamanitra
'LayMpanjaka , manan-daza
No tonga ho mpanavotra anao
Haleleluia , Hosana
Hobio, derao, ankalazao
Fa teraka ny Tomponao
Anolotra fiainam-baovao
Amonjy ny fanahinao
Koa stgehnsq asandrato hatrany tononkira.serasera.org hatrany
Ny fiderana ilay Mesia
Nanaiky ho buyf tonga ety an-tany
Amonjy ny ondry izay nania
Noely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 1018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 25/10/2022 19:27
