Hihira aho (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Heni-kafaliana aho ry Andriamanitra o
Fa narovanao sy mbola nontantananao
Tsy ny fahendreko fa ny fitiavanao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao

O, o, o Andriamanitra o!  hihira aho
Hihira fihiram-baovao, hihira ho anao
Ka hasandratro ny feoko hankalaza anao
Hihira ho anao aho ry Andriamanitra o

Andro sarobidy fa tsy manampaharoa
Ny andro anio ry Tompo Andriamanitra Tsitoha
Faly aho fa ny fikasako tanterahinao
Ka hasandratro ny feoko hiderako anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2409