Hazo fijaliana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lyzhxc Tompo o Ianao irery ihany
Niaritra, nijaly nitomany
Indro tsapako ho maivamaivana
Izato foko mbola maizina

Io ny Tompo fa nitsangana
Afaka ny fahafatesana
Fa izao no ataoko faniriana
Entiko ilay hazofijaliana

Inty aho miankohoka mbzrd aminao
Mbola ao koa tononkira.serasera.org ny ratsy fanao
Ka tsaroako ilay teninao
Ho qtwlkocm levona izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375