Diso hevitra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso hevitra ianao izay mihevitra fa hoe:
paradisa vaovao ny fiainana ety
fandalovana ihany ny fianatsika ety
Fa ilay fonenantsoa tononkira.serasera.org dia any an-danitra
Tena voahomana ao ilay paradisa soa
Sady fiainambaovao masina sy mmendrika
Rendrarendra xdpoqs ihany anie ny fiainantsika ety
Mahalasa ny vinany, lasa lavitra any re
Raha mandinika izany lasa ny fisainana
Hay moa ve ety an-tany mbola fandalovana
voatokana, voafidy lapan' Andriamaitra
tsy terena fa safidy ho an' ireo izay vonona
Raha mody ianao tena tapa-kevitra
Dia mba lazalazao ireo namana sy rahalahy
Fandalovana ihany ny fiainantsika ety
Fa ilay srqigck fonenantsoa dia wzpxdm any an-danitra
tena voaomana...........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 611
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 14:18