Aza variana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny eto an-tany sento lava izao
Nefa any ho any tsy mba misy tononkira.serasera.org fwhq izany
Fa ny fihobiana hasambarana
No mameno azy fifaliana
Fa isika izao raha fwghwaqf miala ety
Ho finaritra ery raha mino Ilay Mpamonjy
Sy Mpanjaka manan-kery
Dia Jesosy ilay Tsitoha sy Mpanavotra
Aza ketraka na ho kivy
Fa hatrakao ny loha
Hibanjina ny ho avy
Na ny rendrarendra hita eto an-tany
Dia mandalo ihany ary ho potika
Aza dia variana na sondriana
Fa ny ho bvprrs avinao no banjino
Nefa any ho any tsy mba misy tononkira.serasera.org fwhq izany
Fa ny fihobiana hasambarana
No mameno azy fifaliana
Fa isika izao raha fwghwaqf miala ety
Ho finaritra ery raha mino Ilay Mpamonjy
Sy Mpanjaka manan-kery
Dia Jesosy ilay Tsitoha sy Mpanavotra
Aza ketraka na ho kivy
Fa hatrakao ny loha
Hibanjina ny ho avy
Na ny rendrarendra hita eto an-tany
Dia mandalo ihany ary ho potika
Aza dia variana na sondriana
Fa ny ho bvprrs avinao no banjino
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 838
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37
