Aza variana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny eto an-tany sento lava izao
Nefa any ho any tsy mba misy izany
Fa ny fihobiana hasambarana
No mameno azy fifaliana

Fa isika cwmjvo izao uxgxcz raha miala ety
Ho tononkira.serasera.org finaritra ery raha mino bfmkhopd Ilay Mpamonjy
Sy Mpanjaka manan-kery
Dia Jesosy ilay Tsitoha sy Mpanavotra

Aza ketraka na ho kivy
Fa hatrakao ny loha
Hibanjina ny ho avy

Na ny rendrarendra hita eto an-tany
Dia mandalo ihany ary ho potika
Aza dia variana na sondriana
Fa ny ho avinao no banjino

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368