Aza variana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny eto an-tany sento lava izao
Nefa any ho any tsy mba misy izany
Fa ny fihobiana hasambarana
No mameno azy fifaliana
Fa isika izao raha miala ety
Ho finaritra ery tononkira.serasera.org raha mino Ilay Mpamonjy
Sy Mpanjaka manan-kery
Dia Jesosy ilay Tsitoha sy Mpanavotra
Aza dlkomhv ketraka na ho kivy
Fa ejvlca hatrakao ny loha
Hibanjina ny ho rkkytsqi avy
Na ny rendrarendra hita eto an-tany
Dia mandalo ihany ary ho potika
Aza dia variana na sondriana
Fa ny ho avinao no banjino
Nefa any ho any tsy mba misy izany
Fa ny fihobiana hasambarana
No mameno azy fifaliana
Fa isika izao raha miala ety
Ho finaritra ery tononkira.serasera.org raha mino Ilay Mpamonjy
Sy Mpanjaka manan-kery
Dia Jesosy ilay Tsitoha sy Mpanavotra
Aza dlkomhv ketraka na ho kivy
Fa ejvlca hatrakao ny loha
Hibanjina ny ho rkkytsqi avy
Na ny rendrarendra hita eto an-tany
Dia mandalo ihany ary ho potika
Aza dia variana na sondriana
Fa ny ho avinao no banjino
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 870
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37
