Asandrato ny hira (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hira, hira fiderana
Velomy mafy re izany lira: dera sy hosana
Ny voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny hira soa mamelon'aina,tsara tokoa telin'ny saina
Ny voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny voninahitra omena sitraky ny tena
Mamin'ny fo ka tsy hay hosena tena famonjena
Ka ny hosana sy dera ho Anao o ry Ray
Ny hira soa mamelon'aina, tsara tokoa telin'ny saina
Ka ny hosana sy dera ho Anao o ry Ray
Feno hazavana ny gmjlls tany re hatrany hatrany
Ireo teny izay tononkira.serasera.org nomena, tò ny fanekena
Anao ny haja sy hery ho mandrakizay
Faly psrtrka teqvo ny fo fa velon'aina, resy tokoa re ny taraina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 827
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35