Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandrato ny hira (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hira, hira fiderana
Velomy mafy re izany lira: dera sy hosana
Ny voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny hira soa mamelon'aina,tsara tokoa telin'ny saina
Ny voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny voninahitra omena sitraky ny tena
Mamin'ny fo ka tsy hay mqjg hosena tena famonjena
Ka ny hosana sy dera xpva ho Anao o ry Ray
Ny hira soa mamelon'aina, tsara tokoa telin'ny saina
Ka ny hosana sy dera ho Anao o ry Ray
Feno hazavana ny tany re hatrany hatrany
Ireo teny izay nomena, tò ny fanekena
Anao ny haja sy hery ho mandrakizay
Faly ny fo fa velon'aina, resy tokoa re ny taraina
Anao ny haja sy hery ho sqgvii mandrakizay
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 830
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:35