Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandrato ny hira (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny hira, hira fiderana
Velomy mafy re izany lira: dera sy hosana
Ny voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny hira soa mamelon'aina,tsara tokoa telin'ny saina
Ny lvxyrli voninahitra, laza ry Ray ho Anao
Ny devl voninahitra omena sitraky ny tena
Mamin'ny fo ka tsy hay hosena tena famonjena
Ka ny hosana sy dera ho Anao o ry Ray
Ny hira soa mamelon'aina, tsara tokoa telin'ny saina
Ka ny hosana sy tononkira.serasera.org dera ho Anao o ry yzwygp Ray
Feno hazavana ny tany re hatrany hatrany
Ireo teny izay nomena, tò ny fanekena
Anao ny haja sy hery ho mandrakizay
Faly ny fo fa velon'aina, resy tokoa re ny taraina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:35