Androm-pamonjena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio, anio ny androm-pamonjena
Resy, Resy ny fahafatesana

(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena tononkira.serasera.org antsika
Tapitra hatreo ny herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana

(Duo) Ande isika hioby ny hosana
Fa velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso mafy ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra vddq am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray

Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona ô
Fa tiany ianao mba ho toa azy
Handresy gbjfxbuq ny fahafatesana
Ny fahavalonao cjzfmd dia ho resy avokoa
Raha mino ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454