Androm-pamonjena (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio, anio ny androm-pamonjena
Resy, Resy ny fahafatesana
(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena antsika
Tapitra htaw hatreo ny herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana
(Duo) Ande isika hioby ny hosana
Fa iaangnj velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso mafy jbuouzku ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray
Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona tononkira.serasera.org ô
Fa tiany ianao mba ho toa azy
Handresy ny fahafatesana
Ny fahavalonao dia ho resy avokoa
Raha mino ianao
Resy, Resy ny fahafatesana
(Bass)Tonga anio ny famonjena
Tonga anio ny famonjena antsika
Tapitra htaw hatreo ny herin'ny fanahy ratsy
Fa resy ny fahafatesana
(Duo) Ande isika hioby ny hosana
Fa iaangnj velona sy mahery ny Tompo
(Duo) Venteso mafy jbuouzku ary ny fihobiana
Hanakoako maneran-tany
(Bass) Haleluia velona ny Tompo
Hiakatra am-boninahitra Izy
Ho ankavanan'ilay Ray
Jesosy nanetry tena ho faty
Noho ny otanao ry olona tononkira.serasera.org ô
Fa tiany ianao mba ho toa azy
Handresy ny fahafatesana
Ny fahavalonao dia ho resy avokoa
Raha mino ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 2049
Likes : 1 Like
Created by : daryprod
Date : 27/07/2016 14:22
