ZIONA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hiranao aok'hanako ry Ziona ô!
Fa teraka ny Tomponao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa teraka ao
Imanoela mpanjakanao
Ry Ziona! Ny lanitra sy ny tany
No hifaly hiaraka aminao
Ry Zionanay ô!
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Edena simba e,efa havaozina aminao
Ingao anio ny hiranao
Ny antemanao ry tanàna izay maminay
No hanenika izao tany izao

Refrain:
Lazao fa efa teraka ao...
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-andrirahona-ambohibao-antampontanna/ziona
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Visites : 89
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0753