TONGA INDRAY RE (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga indray re!
Tonga indray ilay nandrasana ela
Faly isika e!
Indro teraka Imanoela
Ka mihoby sy manandratra ny fiderana
Venteso mafy ny fankalazàna
Hoe haleloia hosana

Jesosy mpamonjy no teraka anio
Hamonjy ny very ary koa hanadio
Nofoanana ny aizina be fahotana
Indro fa miposaka ny hazavana mamiratra tsara sy mahafinaritra soa
Ka sambatra isika eny sambatra isika e
Fa indro ny Tompo tsitoha
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/ktlm-andrirahona-ambohibao-antampontanna/tonga-indray-re
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
Visites : 84
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mialimalalanomenarazafindrazak
Date : 02/12/2022 19:30
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0819