NY FITIAVANAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niaritra nizaka fahoriana
Nitondra ilay hazo fijaliana
Natolotrao tononkira.serasera.org ny tenanao mba ho anay
Ny ranao soa no vtodpk nanadio anay
Fitiavana tsy misy toy izany
Misaotra Anao ry Ray jlzdxeai andanitra any
Ny Zanakao Jesoa ilay nirahinao
Ho avotra ho an'ny olonao

1- Atolotray ny fonay ho Anao
     Hitondra koa ny fahorianao
     Nafoinao Jesoa ilay rànao
     Tsy mendrika aho nefa tianao

2- Tsy mendrika aho mba hamindrao fo
    ujrw  Ny rànao soa no hamelona ahy
     Hiadana aho ry Jesoa Tompoko
     Satria Ianao fitiavako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306