Ny eo anilanao (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Novangianao ny fanahiko
Aim-baovao no natolotrao
Izay rehetra ahy dia hkbmwhs omeko Anao
Mba ho mpanomponao

2- Izao rehetra izao mankalaza tbqjg Anao
Fa lehibe ny voninahitrao
Masina Ianao ry Andriamanitro
Tsitoha ny herinao

Ref: Ny eo anilanao no mamiko
Tena sambatra yrjozv aho fa eo tononkira.serasera.org Ianao
Jeso Tompoko mpanavotro
Ato ampoko Ianao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342