MPAMONJY TIA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy Tompoko ilay mpanavotro
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny hazo fijaliana dia manambara
Ny lydgyf fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry nqtg aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka tononkira.serasera.org sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe ootfoge no natolotrao
Tsy ho very ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8
Be ny fahoriana izay niaretanao
Ny hazo fijaliana dia manambara
Ny lydgyf fitiavanao ka misaotra Anao izao
Maniry nqtg aho Jesoa ny ho toa Anao
Ampianaro ahy ilay fitiavanao
Fitia tsisy fetra ho an'ny rehetra
Tsy manavaka tononkira.serasera.org sady tia ny namana
Fahasoavan-dehibe ootfoge no natolotrao
Tsy ho very ny fanahy nohafahanao
Ka hiaraka handova ilay paradisa
Dia ho sambatra eo anilan'ilay Ray
Amen×8
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 512
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Alisoanarianja
Daty : 06/04/2024 08:49
