MIDERA AN'I JÉHOVAH (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ataovy ho fantatra any
Amin'ny firenena lvrdmiut ny asany
Mihirà ho Azy
Mankalazà Azy
Saino ny fahagagana rehetra ataony

Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka hifaly ny fo
Izay mitady Azy

Mitadiava Azy sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany

Miderà yautr an'i Jehovah
(Miantsoa Azy koa)
Mihirà ho Azy
(Mankalazà Azy)
Saintsaino anie ny fahagagana
(Saino anie ny fahagagana)

Ataovy ho reharehanareo
Ny anarany masina
Aoka zzhwqlom hifaly ny fo
Izay tononkira.serasera.org mitady Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3485