Ampidiro aloha ny tenimiafina
IRAKAO AHO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola velona ny aiko dia hihira ho Anao aho
Raha mbola henoko mitempo ny foko de mwhvzc ho Anao
Refrain tononkira.serasera.org :
Fa vovoka krgm aho, hody vovoka indray
Ny andro keliko sisa dia hanompoako Anao
Ianao Raiko ô! No anton'ny hisiako ety
ka ataoko zava-poana ny ety
Tsy izaho no nisafidy fa Ianao 'lay nitahy ahy
Ka uwanbbvv ekeko am-pitsikiana satria irakao aho
Ianao Jeso ô no hisolo ny helokay tety
Vonona aho ny hanompo Anao doria
Refrain:
Fa vovoka aho, hody vovoka indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVangy : 727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mialimalalanomenarazafindrazak
Daty : 30/11/2022 19:45