INJAO MANAKO ERAN-TANY (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako eran-tany
Fa fifaliana izany
Fa teraka ny mpamonjy
Ny mino ho voavonjy
Jesosy Tompo mpanjaka ajwnam
No indro teraka
Andeha isika hitsaoka
Sy hihoby tsgvqgwa f'Izy no mesia
Nanavotra antsika ety
Miravoa sy mifalia

Nandao ny lanitra koa
Nahafoy fonenana soa
Nanetri-tena ny Tompo
Tonga ho mpanompo
Nidina ety an-tany
Nanaiky ho ambany
Kanefa Tompo lehibe
Zanaky ny avo Izy anie
Faly sy ravo izao wrtwz ny fo
Ka misaotra ny Tsitoha tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0998