HIRA HO FIDERANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira ho fiderana, hira ho fankalazàna
Indro mdvln asandratray ho Anao ry Tomponay
Ny hafaliana mameno ny fonay
Jesosy Tompo mpanjakanay
Jesosy Tompo mpamonjinay
Ny fitiavanao sy fahasoavanao
Ny mino Anao de natao ho havanao

Ventesinay ny hiram-pifaliana
Ventesinay ny hira fihobiana
Midera Anao mitsaoka Anao izao

Fa Tompo Andriamanitra tompon'ny lanitra nidina tety an-tany ianao ×4

Fiadanana be (fiadanana be)
Sy fahasoavana (sy fahasoavana)
No nentinao ho anay (ho anay e)
Tena fitiavana (fitiavana)
Lehibe ny fitiavana izay natolotrao

Ianao no Tompo Tsitoha
Mpamonjy mpanavotra koa
Ny ota voavela tononkira.serasera.org avokoa
Ka indro voadio tokoa
Nanetri-tena tokoa nidcqlwi Ianao
Fa ny ambany nasandratrao
Izahay izao sfmx mino ny asanao
Ho famonjena izao tontolo izao×3

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312