Fanomezana (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Natolotrao ho anay ny zanakao ry isdcivw Rainay
Fa tianao ny olonao nafoinao hamonjy anay
Ilay zanakao malalanao Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
2-Tsy takatray ry Rainay ny fitondranao anay
Koa hanjakao ny fiainanay fa ao aminao irery
No uwbafv hitoeran'ny fiadanam-po Ray misaotra Anao
Noho ny fitiavanao ny olonao
Jesosy ilay mpamonjy anay
Asandratray ny anaranao tononkira.serasera.org Kristy Tompo be fitia
Ny voninahitra ho Anao
Izao ugsjk rehetra izao dia mankalaza Anao Kristy
Fanomezan'ilay Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 352
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 05/04/2025 15:51