FANEHOAM-PITIAVANA (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tanam-bokovoko
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao soa
Mba hanadio ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika scmo sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy jhinp azonay atao
Eo anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona ahy anio tononkira.serasera.org hibanjina
‘lay hazo fijaliana pxgqqfc ho fifaliana
Tsy hahitana izany hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! Fitiavana Ianao
Nijalianao ry Tompo
No nanehoanao ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Tsy mendrika kanefa tsy nafoinao
Ho very ho latsaka anaty aizina
Fa dia nafoinao ilay rànao soa
Mba hanadio ny lotom-pahotana
Izay nandrendrika scmo sy nahatamàna
Ka indro sambatra finaritra
Mihira fiderana
Ny olonao anio ry Tompo
Satria tsy misy jhinp azonay atao
Eo anatrehanao
Ray be fitiavana sy tompo mora fo
Manambitamby tsy mba mety sasatra
Mitaona ahy anio tononkira.serasera.org hibanjina
‘lay hazo fijaliana pxgqqfc ho fifaliana
Tsy hahitana izany hoe fahoriana
Fa fiainan-tsambatra maharitra
Ray ô! Fitiavana Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanànaVisites : 797
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Alisoanarianja
Date : 01/12/2022 13:13
