ANDRAMO KA IZAHAO (Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Andramo ka izahao e! Fa tsara agmvu Jehovah 'lay Andriamanitra
Raha mino Azy ianao de omeny anao ilay fiainana mandrakizay

1- Izay miara-dia amin'ny Tompo tsy maintsy mandresy
Na de mamingana ireo devoly fetsy
Jesosy tokana ihany raha te olidwj ho tafita
Lala-mizotra makany amin'ilay paradisa

Refrain:
Andramo ka tononkira.serasera.org izahao e...

2- Ity tany gkwvetuk ity re ry nama tsy haharitr'ela
Izay variana ety dia tsy maintsy ho tavela
Aza mba mangatak'andro f'izao dieny izao
Raiso Jesosy hanapaka ny fiainanao

Refrain :
Andramo ka izahao e....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0449