Tsy ny lalana no sarotra (KT AMBATOVINAKY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny làlana no sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy dtlu ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana

Tsy ny làlana no sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra

Kristiana namako ô tsy maintsy mijaly isika
Kristiana namako ô tsy maintsy sedraina isika
Kristiana namako ô aoka’ hifaly isika
Fa efa mby akaiky e! ny famonjena antsika

Iny Jesosintsika iny e! niakatra any an-danitra
Talohan‘ ny nandehanany izy e! nanafatrafatra hoe
Mitandrema ianareo sao voafitakin’ny mpaminany sandoka
Mivavaha mandrakariva e! aza mitsahatra

Aoka ny tononkira.serasera.org baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka
Aoka ny baiboly sy ny vavaka no fitaovana asandratra miaraka

Tsy fnhkz ny làlana no sarotra na dia maizina mikitroka aza

Tsy ny pqwe làlana no sarotra fa ny sarotra no làlana
Tsy ny làlanano sarotra na dia mideza mahafanina aza
Tsy ny làlanano sarotra na dia maizina mikitroka aza
Tsy ny làlanano sarotra ho antsika zanak' Andriamanitra
Tsy ny làlanano sarotra fa ny sarotra no làlana
KT Ambatovinaky

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKYVangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 01/09/2026 14:50