tanindolo (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahitana vy tao ambanin’ny tany e!
Vita ny famaky sy fitaovana hamokarana
Mbola marobe ireo tany lava volo
Maintso koa ny loko feno hazo ny tontolo
Nipoitra indray ireo kamo nibooovy tsy mba te hisasatra
Nanjary famonoana ny famaky sy lefona
Tsy nisy voa firy mba nivoaka
Fa tononkira.serasera.org ny gejga olona indray no voaloadoaka
S.O.S ndao vonjena ny tontolo
S.O.S sao lasa tanindolo
May ny tanety lasa efitra sy dezaka
Tsy lafo ny angady ka niova indray cbtcipbc ho basy
Ripaky ny baomba ireo manan’aina
Zary babangoana ka mitaraina
SO.S...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 3785
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 31/07/2002 15:16