Ny ahy tsy anao (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy natao ho ahy ouiki sy ho anao wppqdfxy irery
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo tononkira.serasera.org fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa dyewlt torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao ny anao
Ny andro maloka anio
Mitondra hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
Ireo adin-tsaina maro mifamahofaho
Mba jereo koa ny manodidina
Mitanondrika avokoa sahirana
Mbola izaho sy ianao no atao hiteny
Ireo tononkira.serasera.org fahantrana maro toa mandindona
Mba ampio koa ireo namana
Toa dyewlt torovana sy valaketraka
Ny ahy tsy anao
Ny tsy anao
Anao ny anao
Ny andro maloka anio
Mitondra hazavana sy taratra
Ho ahy, ho anao
Hitondra hafaliana
Fa tsy sento intsony
Ho tsikitsiky indray
Ho tsikitsiky indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 3378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 19:24
