You are here: home > Tononkira > Iraimbilanja

Fa toy izao (Iraimbilanja)

https://tononkira.serasera.org/hira/iraimbilanja/fa-toy-izao

Mpiandry ondry tany antsaha
No nilazan’ny anjely hoe
Fa mpamonjy no teraka anio
Ilay vofidin’ Andriamanitra

Fa toy izao
No nitiavan’ Andriamanitra
An’izao tontolo izao
NomTsiky dia ampyeny ny zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino azy
Fa hanana ny fiainana mandrakizay

Notarihan’ireo kintana
Ireo magy mba hiankohoka
Volamena zava-manitra
Ary mira ho fanatitra

Fa toy izao...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Iraimbilanja
Mpamaky : 4263
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Tamin'ny : 19/07/2002 15:23:53
ID : 820

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo