Tena tiany ianao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiany ianao
Jesosy Mahery, no indro torinay aminao
Ny anarany irery no indro asandratray izao
Tsy misy tsy ho tanteraka izay mba fanirianao
Raha toa ka hanaiky ianao, hanao izay sitrany
Tsy tiany ianao ny ho very satria msif ianao tena zanany
Tena tiany ianao ho irany izao ho fantsona eo qrphg an-tanany
Koa maneke ianao fa IZY no handamina izay halehanao
Tena tiany ianao, onena anao IZY, izao anio izao
Ny fiainana ts'isy Jesosy anie, mangidy re olona e!
Koa aza dia variana eto amin'izao tontolo izao ianao
Ny tanany mahery hanohana anao, ka mandrosoa izao
Tena tiany ianao, onena anao tononkira.serasera.org Izy, izao anio izao kszbvlsd

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 479
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 11:52