Tena tiany ianao (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiany sqhyekra ianao
Jesosy Mahery, no indro torinay aminao
Ny anarany irery no indro asandratray izao
Tsy misy tsy ho tanteraka izay mba fanirianao
Raha toa ka hanaiky ianao, hanao izay onxcw sitrany
Tsy tiany ianao ny ho very satria ianao tena zanany
Tena tiany ianao ho irany izao ho fantsona eo an-tanany
Koa maneke ianao fa IZY no handamina izay halehanao
Tena tiany ianao, onena anao IZY, izao anio izao
Ny fiainana ts'isy Jesosy anie, mangidy re olona e!
Koa aza dia variana eto amin'izao tontolo izao ianao
Ny tanany mahery hanohana anao, ka mandrosoa izao
Tena tiany ianao, onena anao Izy, izao guww anio izao tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 03/05/2025 11:52