Safidy (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                       tononkira.serasera.org      
                   jxdtv              mutpx                               SAFIDY
Safidy tena tsara no omenY tnoydbl anao izao
Dia ny hanompo AZY amin'ny fonao
Tsy fanahy osa anefa,fa fitiavana tsy an-tery
HotahianY ny lalanao,ka mahereza.

Mahereza ianao,aza kely vavaka
Mahereza namako o,JESOSY hanohana anao
N'aiza n'aiza alehanao
Eo foana IZY.

Indraindray ianao andalovantsedra sarotra
Mety ivadi-po,eny hanantahotra
Matokia fa tsy ho irery ianao izao
Ny tanany no hiaro anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hagay Groupe
Vangy : 308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2244