Safidy (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kwqrf ulbfgd sjcyo SAFIDY
Safidy tena tsara no omenY anao izao
Dia ny hanompo AZY amin'ny fonao
Tsy fanahy osa anefa,fa fitiavana tsy an-tery
HotahianY ny lalanao,ka mahereza.
Mahereza ianao,aza kely vavaka
Mahereza namako o,JESOSY tononkira.serasera.org hanohana anao
N'aiza n'aiza alehanao
Eo foana IZY.
Indraindray ianao andalovantsedra sarotra
Mety ivadi-po,eny hanantahotra
Matokia fa tsy ho irery ianao izao
Ny tanany no hiaro anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 367
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:51
