Safidy (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                                            
               cabpbck                      dvpybxd                           SAFIDY
Safidy tena tsara no omenY anao izao
Dia ny tononkira.serasera.org hanompo AZY amin'ny fonao
Tsy fanahy osa anefa,fa fitiavana tsy atlprp an-tery
HotahianY ny lalanao,ka mahereza.

Mahereza ianao,aza kely vavaka
Mahereza namako o,JESOSY hanohana anao
N'aiza n'aiza alehanao
Eo foana IZY.

Indraindray ianao andalovantsedra sarotra
Mety ivadi-po,eny hanantahotra
Matokia fa tsy ho irery ianao izao
Ny tanany no hiaro anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hagay Groupe
Visites : 336
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03