Raiso Izy anio (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO IZY ANIO
Misy olona iray any ho any
Mahalala ny momba anao
Be fitiavana anie ayswefi IZY zay,ka miandry ny txwkmm antsonao
Efa ela anie IZY zay,no nangataka mba hovoahainao
Ka ny tanany anie no atsotrany,
Mba isakambina anao.
AZA AVELA HANDALO NY TENY
IZAY RENAO OMBIENY OMBIENY
Satria hafatra ampitainy anao
Fa tsy tianY ho very ianao.
FITIAVANA anie IZY izay,
FITIAVANA tsy manampaharoa
FITIAVANA feno hatsaram-panahy
FITIAVANA azo antoka tokoa
\Misy olona..................................
\Aza avela handalo.......................
\Fitiavana anie IZY........................
''''Raiso IZY anio,tsy ho neninao,
JESOSY tononkira.serasera.org ilay nahafoy ny ainy ho anao
Ka ny ota izay namatotra,
IZY iyhtf irery no afaka hamaha.''''

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Hagay GroupeVangy : 351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 24/05/2025 10:48