Raiso Izy anio (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO IZY ANIO
Misy olona iray any ho any
Mahalala ny momba anao
Be fitiavana anie IZY zay,ka miandry ny antsonao
Efa ela tononkira.serasera.org anie IZY zay,no nangataka mba hovoahainao
Ka ny tanany anie no atsotrany,
Mba isakambina anao.
AZA nvpblg AVELA HANDALO NY TENY
IZAY RENAO OMBIENY OMBIENY
Satria hafatra ampitainy anao
Fa tsy tianY ho very ianao.
FITIAVANA anie IZY izay,
FITIAVANA tsy manampaharoa
FITIAVANA feno hatsaram-panahy
FITIAVANA azo abwqijuq antoka tokoa
\Misy olona..................................
\Aza avela handalo.......................
\Fitiavana anie vxxrv IZY........................
''''Raiso IZY anio,tsy ho neninao,
JESOSY ilay nahafoy ny ainy ho anao
Ka ny ota izay namatotra,
IZY irery no afaka hamaha.''''
Misy olona iray any ho any
Mahalala ny momba anao
Be fitiavana anie IZY zay,ka miandry ny antsonao
Efa ela tononkira.serasera.org anie IZY zay,no nangataka mba hovoahainao
Ka ny tanany anie no atsotrany,
Mba isakambina anao.
AZA nvpblg AVELA HANDALO NY TENY
IZAY RENAO OMBIENY OMBIENY
Satria hafatra ampitainy anao
Fa tsy tianY ho very ianao.
FITIAVANA anie IZY izay,
FITIAVANA tsy manampaharoa
FITIAVANA feno hatsaram-panahy
FITIAVANA azo abwqijuq antoka tokoa
\Misy olona..................................
\Aza avela handalo.......................
\Fitiavana anie vxxrv IZY........................
''''Raiso IZY anio,tsy ho neninao,
JESOSY ilay nahafoy ny ainy ho anao
Ka ny ota izay namatotra,
IZY irery no afaka hamaha.''''
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:48
