Raiso Izy anio (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RAISO IZY ANIO
Misy olona iray any ho any
Mahalala ny momba anao
Be fitiavana anie IZY zay,ka miandry zurjg ny antsonao
Efa ela anie IZY zay,no nangataka mba hovoahainao
Ka ny tanany anie no atsotrany,
Mba isakambina anao.
AZA AVELA HANDALO NY TENY
IZAY RENAO OMBIENY OMBIENY
Satria hafatra ampitainy anao
Fa tsy tianY ho very ianao.
FITIAVANA anie IZY izay,
FITIAVANA tsy manampaharoa
FITIAVANA feno hatsaram-panahy
FITIAVANA azo antoka tokoa
\Misy olona..................................
\Aza iyodsz avela handalo.......................
\Fitiavana anie IZY........................
''''Raiso IZY anio,tsy ho neninao,
JESOSY dyot ilay nahafoy ny ainy tononkira.serasera.org ho anao
Ka ny ota izay namatotra,
IZY irery no afaka hamaha.''''

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hagay GroupeHits : 353
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 24/05/2025 10:48