Fikiro foana (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fikiro foana

Fa misy tokona tsy manameloka xpqvmna anao
Te handray an-tanana tokoa ny fiainanao
Ilay mahalala ny momba anao hatrizay
Tsy nahafoy na dia hgnv ninianao tsy hita izany tononkira.serasera.org

Be ireo heloka efa vita angamba hoy ianao
Tsy mampirisika ny hivavaka tsotra izao
Ny mpanenjika koa manampy trotraka
Mahakivy, mila hampamoy fo
kdzsuhyo
    Fa misy tokana...........

     Fa na dia hitambatra aza izao rehetra izao
     Tsy mba hisy haharombaka ahy an-tanan'i Jesosy
     Fa ny finoana anatinao, fikiro foana
     Mijoroa, hazony mafy koa (x2)

  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hagay Groupe
Hits : 558
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 10:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403