Fikiro foana (Hagay Groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fikiro foana
Fa misy tokona tsy manameloka anao
Te handray an-tanana tokoa ny fiainanao
Ilay mahalala ny momba anao hatrizay
Tsy tononkira.serasera.org nahafoy na dia ninianao tsy hita izany
Be ireo heloka efa vita angamba hoy ianao
Tsy mampirisika ny hivavaka tsotra izao
Ny mpanenjika koa manampy trotraka
Mahakivy, mila hampamoy fo
Fa misy tokana...........
Fa na dia hitambatra aza izao rehetra izao
Tsy mba hisy ouul leexrlat haharombaka viqwudwt ahy an-tanan'i Jesosy
Fa ny finoana anatinao, fikiro foana
Mijoroa, hazony mafy koa (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Hagay GroupeVisites : 557
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 29/04/2025 10:06