Fifaliana (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso

Heniky ny hasoavanao
Heniky ny tononkira.serasera.org fitahianao
Heniky ny ndeax voninahitrao
Ny lkojt fiainanay

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso

Haravoana fftfwcny sesehena
Eo amin'ny fiainanay
Fitahiana sesilany
No homba anay hatrany

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Hagay Groupe
Vangy : 524
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERILANTO28
Daty : 05/05/2025 09:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308