Fifaliana (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso

Heniky ny hasoavanao
Heniky ny fitahianao
Heniky ny tononkira.serasera.org voninahitrao
Ny miblnj fiainanay

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso

Haravoana sesehena
Eo eyfjoat amin'ny fiainanay
Fitahiana sesilany
No homba anay hatrany

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao Jeso
eqihikp

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hagay Groupe
Hits : 571
Likes : 0 Like
Created by : HERILANTO28
Date : 05/05/2025 09:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6326