Fifaliana (Hagay Groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao tononkira.serasera.org Jeso

Heniky ny injf hasoavanao
Heniky ny fitahianao
Heniky ny voninahitrao
Ny fiainanay

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao kqcbbxqt Jeso

Haravoana sesehena
Eo amin'ny fiainanay
Fitahiana sesilany
No homba anay hatrany

Fifaliana, fihobiana
Fifaliana, fiderana
Endrika no anandratanay
Ny anaranao dkvndq Jeso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Hagay Groupe
Visites : 525
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HERILANTO28
Date : 05/05/2025 09:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303