You are here: home > Tononkira > Groupe AINA

Fahatsiarovana (Groupe AINA)

Ilay hariva malomaloka
Niaretanay ny sarotra
Ireo voronkely amin'izany
Miarak'ory sy tomany

Sembatsemban-drahomainty
'lay masoandro namiratra
Fa mahatsiaro anie an'i dada sy neny
Nandao ny ftononkira.serasera.orgiainana eto an-tany

Mahalasa saina ihany
Ny mieritreritra izany
Fa ny tany fandalovana
Tsy ahitana ny tomombana

Raha mety ianao
Eo hatoroko ny atao
Manaova asa soa raha mbola miaina koa
Hipetraka ho fahatsiarovana

Mpihira : Groupe AINA
Mpamaky : 1185
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Nosiklarita
Tamin'ny : 30/08/2016 08:58:58
ID : 8800

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo