POROFON'NY FITIAVANAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao ry Tompo novonoina, noratraina nohomboina koa
Mafy taminao tokoa izany , rnfrrqv nefa dia tsy drkbrb maintsy nentinao
_Na ny latsa na ny esoeso
Tsy mba nampiraika Anao Jesoa
Ny navalinao izany anefa
Dia coopah vavaka famindram-po
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao)
2-Tao ireo izay nahatsiaro tena, mba hanaraka ny dianao
Drisy be tokoa ny halemena , ka nanda tsy ho mpianatrao
_Dia Ianao irery sisa Tompo
No nizaka fahoriana tao
Dia natolotrao ny tenanao
Mba hamonjena anay tononkira.serasera.org mpaniasia
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao).

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 727
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 22/03/2024 17:10