POROFON'NY FITIAVANAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldfikruo 1-Ianao ry Tompo cibxwyku novonoina, noratraina nohomboina koa
Mafy taminao tokoa izany , nefa dia tsy tononkira.serasera.org maintsy nentinao
_Na ny latsa na ny esoeso
Tsy mba nampiraika Anao Jesoa
Ny navalinao izany anefa
Dia vavaka famindram-po
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao)
2-Tao ireo izay nahatsiaro tena, mba hanaraka ny dianao
Drisy be tokoa ny halemena , ka nanda tsy ho mpianatrao
_Dia Ianao irery sisa Tompo
No nizaka xkonr fahoriana tao
Dia natolotrao ny tenanao
Mba hamonjena anay mpaniasia
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao).

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 647
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 17:10