POROFON'NY FITIAVANAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao ry Tompo novonoina, noratraina nohomboina koa
Mafy taminao khuqrdre qakl tononkira.serasera.org tokoa izany , nefa dia tsy maintsy nentinao
_Na ny latsa na ny esoeso
Tsy mba nampiraika Anao Jesoa
Ny navalinao izany anefa
Dia vavaka famindram-po
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao)
2-Tao ireo izay nahatsiaro tena, mba hanaraka ny dianao
Drisy be tokoa ny halemena , ka nanda tsy ho mpianatrao
_Dia zwro Ianao irery sisa Tompo
No nizaka fahoriana tao
Dia natolotrao ny tenanao
Mba hamonjena anay mpaniasia
(Hay porofon'ny fitiavanao 'zay rehetra niaretanao).

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 690
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 17:10