FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fitiavan' Andriamanitra
No nanolorany ny zanany(tsara sy vdfhn desfehzg maharitra)
Tsara sy maharitra ho an'izay hankasitrahany
Tamin'ny hazofijaliana no nanehoany izany.
2-Koa manolo tena indrindra aho
Ho setrin'ny fitiavanao Jeso(hitory teny soa)
Hitory teny soa hatrany am-paran-tany aho
Ka iangaviako Ianao mba harotsay NY Fanahy Masinao.
-Ry Jesosy Tompo tsara ô!
Misaotra Anao izahay
Nanetry tena Ianao
Ho fanavotana anay,
Hivavaka aho Tompo ô! tononkira.serasera.org ewdze Ho fiderana Anao
Handoalika aho ry Jesoa hifona Aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 912
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 06/03/2024 16:51