FITIAVANA TSARA INDRINDRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
_Ny fitiavana tsara indrindra, fa fitiavana tsy novidiana
Dia ny nitiavan' Andriamanitra Tompo ny tany sy izao rehetra izao,
Fa nomeny ny zanaka tiany mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba ho very ,ho velona mandrakizay
Izy tonga urvsp hitondra mazava ho anao ,hanalana ny haizina anaty
Izy tonga tsy hoe hanameloka anao , fa hamonjy sy hanafaka anao,
Mibebaha ianao ka mino ny Tsitoha mino ny Mpanjaka drqh Tsitoha (fa)
Fa ny mino rehetra ho vonjeny
Mibebaha ianao fa efa tonga Jesoa mba mamela ny heloka vita.
Toy izao no nitiavan'ny Tompo tononkira.serasera.org ' zao tontolo izao efa simba ,fa nomeny ny Zanaka mba tsy ho very izay mino Azy izay mino Azy
Fa nomeny ny Zanaka tiany, mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba ho very
Ho vpopqfs velona mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1155
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 22/03/2024 17:40